|
|
|
|

Entry (1/2)1  angolaina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Arahina ny haitraitrany: Haditra io zanakao io fa efa dia angolainao loatra
Enti-milaza hira izay vole-na haingonkaingony miolana kely rehefa mihira azy: Angolainy ny hirany ka ao ny mihomehy, ao ny hontsahontsa
Explanations in English  4  [1.7] to have one's caprices satisfied
Explanations in French  5  [1.8] dont on satisfait les caprices
Root  6  angola
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word angolaina

Entry (2/2)12  angolaina
Part of speech  13  adjective
Explanations in English  14  [1.2] the state of the shins when scorched by sitting too near the fire. Probably from Angola.
Root  15  angola

Anagrams  16  anangiloa, angalinao, angolaina, iangolana, laingoana

Updated on 2025/01/21