Entry | 1 anoin-tsarotra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] atao amin-kasahiranana: Hanointsarotra ny fanaovana itỳ trano itỳ satria ho avy izao ny orana. (Marihina fa matoantenin' ny iharana ny anoina izay mitanisa: anoina, hanoina, nanoina ka diso bevava ara-pitsipika ny hoe manoina, izay ampiasain' ny maro amin' ny fiteny hoe manoin-tsarotra; ny tiany hampiasaina dia ny mataontenin' ny mpanao mifanandrify aminy, dia ny hoe manano sarotra) |
Explanations in English |
4 [1.7] difficult, beset with difficulties |
Explanations in French |
5 [1.8] difficile à accomplir |
Elementary words | 6 anoina, sarotra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |