|
|
|
|

Entry1  anoina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao: Ny tsy anoina no anoina.
4  [1.62] asa atao na zavatra karakaraina: Tian'ny mpanjify ny taozavatra anoin' ny mpanao asa tanana
Endriky ny matoanteny aman-tsirinteny a-, -ina, -ana: Matoanteny anoina ny hoe: atao, soratana, vidina
Explanations in English  5  [1.2] to be done, etc. Same as atao.
Root  6  ano
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word anoina

Anagrams  13  ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana, naoina, ny anao

Updated on 2025/01/21