Entry (1/3) | 1 antonta |
Root | 2 tonta |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Voatomboka, notombohina |
Analogs | 5 antontany |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 7 antonta |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Zavatra mifanongoa: Antontam-bato |
Explanations in English |
10 [1.7] a pile, a heap |
Explanations in French |
11 [1.8] tas, amas, monceau |
Examples |
12 Taolam-potsy manao antonta miavosa. [2.576#] |
Analogs | 13 antontany |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 15 antonta |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Taimoro]
fankasitrahana, fankatoavana |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |