Entry 1/3 |
antsantsa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka -- indrindra ireo karazany antonontonony -- ka atahoran' ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin' ny 15 m. ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be [1.1]
|
Explanations in English | A shark. See akio
[1.2]
|
| A shark [1.7]
|
Explanations in French | Requin [1.8]
|
Examples | iaraha-mahalala fa ny mamba dia mankahala fatratra ny ranomasina fonenan' ny antsantsa fahavalony.
[2.5]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs |
|
Entry 2/3 |
antsantsa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | Name of a small lizard, called in Imerina antsiantsy. [1.2]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|
Entry 3/3 |
antsantsa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | In the provinces it is the name given to highway robbers. See jiolahy [1.2]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|