Entry | 1 arapaka |
Root | 2 rapaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Hanina avy hatrany dia any am-bava: Tsy tratra, narapak' ilay alika ilay vaingan-kena be 5 Raisina tsy an-kanavaka: Anisan' ny nahavoa ny firenena tanora raha natobaky ny firenena zokiny teo aminy ireo zava-mahaliana nandraviravezany azy, dia izy tsy nifidy harapaka [1.1] |
Explanations in English |
6 to be laid down, as the planks forming a floor. (prov.) [1.2] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word arapaka |
Updated on 2023/01/20 |