Entry (1/3) | 1 rapaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fihinanana zavatra izay tonga dia any am-bava 4 Fakana na fihinanana zavatra tsy mifidy fa izay rehetra hita dia alaina [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 9 rapaka |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Vatan-dravinala novakina sy novelarina mba hanaovana rindrin-trano sy ngorodona amin' ny trano falafa [1.1] 12 takelaka azo avy amin'ny vatan'ny ravinala [1.13] |
Explanations in English |
13 a floor, a flooring. See ngorodona [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
14 planche de ravinala [1.13] 15 (de rapaka : action de ramasser en masse, sans distinction). Nom des matériaux grossiers qu'on ramasse en quantité pour les constructions. Notamment les pétioles de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae) couramment utilisés pour faire des cloisons, les plafonds, des cases, etc. [Tankarana] [1.196] |
Examples |
16 Dia omeny Andrianampoinimerina angady rapaka indray [2.48] 17 Any anatin' ny maitso any no itrangan' ny tafo fanitson' ny trano «rapaka» na anarangaranan' ny trano hazo toa santionan' ny fahagola. [2.499] |
Vocabulary |
18 Botany: (in general) |
Compound words |
|
Scientific name |
|
Entry (3/3) | 22 rapaka |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in French |
24 (probablement tiré du mot précédent). Chrysalidocarpus madagascariensis Becc. et Chrysalidocarpus nossibensis Becc. (Arecaceae). Les feuilles de ces Arecaceae sont souvent utilisées pour les constructions rustiques [Tankarana]
[1.196] |
Vocabulary |
25 Botany: (in general) |
Scientific name |
|
Anagrams | 27 arapak, rapaka |
Updated on 2023/08/15 |