Entry (1/2) | 1 korapaka |
Root | 2 rapaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fihetsehana tsy voahevitra noho ny hamaikana na ny hamaimaizana 5 Fahadodonana noho ny fahamaikana, fisahotahana noho ny hatairana ka tsy mahatandrina ny fihetsiky ny tena [1.1] |
Explanations in English |
6 striving, hurrying; struggling for release [1.2] 7 a sudden movement; a struggle for release [1.7] |
Explanations in French |
8 mouvement irréfléchi, précipité, empressement [1.3] 9 mouvement précipité; ébats [1.8] |
Derivatives |
|
Synonyms | 15 koropaka, korapapa |
Entry (2/2) | 16 korapaka |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in French |
18 largeness of the feet [Provincial]
[1.3] |
Anagrams | 19 akorapak, karapoka, korapaka |
Updated on 2023/01/20 |