Entry | mikorapaka (korapaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mikorapaka | ||||||||
Anagrams | mikarapoka, mikorapaka, mpikaraoka |
Updated on 2023/01/20 |