Entry | 1 mikorapaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy |
Root | 4 korapaka |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mikorapaka |
Anagrams | 10 ampakariko, mikarapoka, mikorapaka, mpikaraoka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |