|
|
|
|

Entry1  atao fanahy iniana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy mba sendra sendra na tsy nahy fa tena an-tsitrapo mihitsy
Elementary words  4  atao, fanahy iniana
Synonyms  5  fanahy atao

Updated on 2024/12/10