|
|
|
|

Entry1  ataotao
Part of speech  2  passive verb
Explanations in French  3  [1.3] qu'on fait par manière d'acquit
Examples  4  [2.117#21] Tsy ataotao foana ny fambolen-kazo
5  [1.318] Tsy mba nataotao foana ireny, fa nasiany torohevitra
6  [2.48] fa raha tsy anombohan-tsikidy, dia ataotao foana symosalahy
7  [2.996#30.6.14] ataotaony foana ny fitsaboana ny ferin' ny zanakavavin' ny vahoakako
Root  8  tao
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word ataotao

Updated on 2024/12/26