|
|
|
|

Entry1  avo be rangavina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza zavatra avo toerana ka atsotra hiakatra ny tanana eo am-pijoroana vao mahatakatra ny haavony
Elementary words  4  avo, be, rangavina

Updated on 2024/12/07