Entry | 1 avonavona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] avona |
Explanations in English |
4 [1.7] pride, haughtiness |
Explanations in French |
5 [1.3#68] [duplicatif] 6 [1.8] orgueil, hauteur |
Examples |
7 [1.437#] Tsy be avonavona fa azo itokiana. 8 [2.298] Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? 9 [1.369#] Ankehitriny isika dia manatri-maso karazana fahapotehan' ny avonavona. 10 [2.499#79] tsy avonavona na tsy fitiavana, fa misy antony tsy ahaizako manaiky ny fangatahany. |
Vocabulary |
11 Emotions |
Root | 12 avona |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word avonavona |
Anagrams | 18 avonavona, nanavoavo |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |