|
|
|
|

Entry (1/3)1  avona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton' ny avony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray
Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avon' ny firinga mievotra
Anjonanjona: Tsy azoko leferina ny avony
Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin' avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko
Explanations in English  4  [1.2] pride, haughtiness, arrogance. See anjonanjona, eboebo, rehareha. The reduplicated form is most generally used.
Examples  5  Nony efa niala, Tsy afa-nitondra afa-tsy hery sy avona. [1.230#]
6  nefa raha hanao fitia mifono avona ianao, aleo misaraka; [2.313#]
7  Rentsika teo ny teniny nampitondrainy an-dRasalimo zanany vavy, feno avona sy fihantsiana. [2.528#]
8  Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona; [1.301#]
Vocabulary  9  Emotions
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
Synonyms  14  avonavona, anjonanjona, dohadoha, eboebo, rehareha, tohatoha
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word avona

Entry (2/3)21  avona
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  [1.1] Akalam-bay, votoatiny
Explanations in English  24  [1.2] the core of boils. (Prov.) See akalana.
Explanations in French  25  [1.19] [Tankarana] bourbillon des furoncles.
Vocabulary  26  Health

Entry (3/3)27  avona
Root  28  vona
Part of speech  29  passive verb
Explanations in Malagasy  30  [1.1] Asiana vòna: Avonao isaky ny iray metatra io tady io
Morphology 
31  Present :
32  Past :
33  Future :
34  Imperative :

Anagrams  35 

Updated on 2025/01/21