Entry |
miavona
(avona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona
[1.1]
|
Explanations in French | être orgueilleux, fier [1.3, 1.5]
|
| être dédaigneux [1.3]
|
| Faire le délicat, la petite bouche [1.3]
|
Examples |
1 | izaho ity hoy ilay zaza miavona iza no anaranao?
[2.131]
|
2 | Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe:
[2.529]
|
|
Morphology |
Present : |
miavona |
Past : |
niavona |
Future : |
hiavona |
Imperative : |
miavòna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
miavòna
(avona)
|
Part of speech | imperative of active verb miavona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|