|
|
|
|

Entry (1/2)1  miavona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona
Explanations in French  4  [1.3, 1.5] être orgueilleux, fier
5  [1.3] être dédaigneux
6  [1.3] faire le délicat, la petite bouche
Examples  7  [2.131]
izaho ity hoy ilay zaza miavona
iza no anaranao?

8  [2.529] Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe:
Root  9  avona
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  midaondaom-bava, mangeto-bava, be taim-bava
Compound words 

Entry (2/2)20  miavòna
Part of speech  21  imperative of active verb miavona [Full list]
Explanations in Malagasy  22  [1.1]
Explanations in French  23  [1.3]
Root  24  avona

Anagrams  25  avoanim, iavonam, ivaonam, maivano, manavoy, mañovay, mavoina, miavòna, miavona, mivaona, mivoana, voamany

Updated on 2025/04/14