Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : avona | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza atao fitia miharo avona. [2.415 #5070, 2.653]
Aza atao fitia sisihana avona. [2.558 #391] Aza manao fitia mifono avona. [2.165 #208] | ||||||||||||||||||||
French translation | N' ayez pas un amour mélangé d' orgueil. [2.415 #5070]
Que votre amitié soit sans orgueil. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ne regardez pas de haut. [2.415 #5070] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ny avona mahalany zara. [2.415 #6018] | ||||||||||||||||||||
French translation | La fierté fait perdre les occasions. [2.415 #6018] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gens trop difficiles pour se marier. [2.415 #6018] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Ny avona rambon' amboa, ka samy mijonjona amin' ny azy. [2.558 #2911]
Ny avona rambon’ amboa : samy Ny avona, rambon' amboa : samy mijonjona ny azy. [2.415] Ny hambom-po rambon’ amboa : samy Ny hambom-po, rambon' amboa : samy mijonjona ny azy. [2.415] | ||||||||||||||||||||
French translation | La fierté, le point d' honneur c' est une queue de chien : chaque chien porte sa queue droite. [2.415 #6019] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||