Entry (1/2) | 1 bakobako |
Root | 2 bako |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] bako (tsara bika); bako (valabalaka) |
Explanations in English |
5 [1.2] well formed, well shaped delicate, weary, exhausted. See bikana. |
Explanations in French |
6 [1.3] bien fait fatigué |
Examples |
7 indro tovovavy bakobako amin' ny volony lava hatreny am-paladia hany solom-pitafiany, no nitsiky taminy tamin' ny endrika meva sady sariaka. [2.5] |
Synonyms | 8 bako |
Entry (2/2) | 9 bakobako |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Betsimisaraka]
lolo, karazam-biby manan'elatra anaram-biby lehibe noheverina ho nisy taty fahiny, ratsy tarehy |
Explanations in English |
12 [1.2] [Provincial]
a savage animal resembling the ass or zebra. Probably the songomby, a mythical animal |
Explanations in French |
13 [2.165] biby lehibe ratsy tarehy izay heverin' ny Malagasy ho nisy taty Madagasikara (lalomena?) 14 [1.19] [Tankarana] sorte d'animal sauvage comme un âne. |
Vocabulary |
15 Religions, Beliefs |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word bakobako |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |