|
|
|
|

Entry1  bolantany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1][bolan-tany] anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany
Explanations in French  4  [1.13] sphère terrestre, globe terrestre
Vocabulary  5  Geography: (in general)
Elementary words  6  bola, tany
Compound words 

Updated on 2024/12/07