Entry | 1 bolantany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1][bolan-tany] anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany |
Explanations in French |
4 [1.13] sphère terrestre, globe terrestre |
Vocabulary |
5 Geography: (in general) |
Elementary words | 6 bola, tany |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |