Entry |
boloky
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anaram-borona mitovy amin' ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra ny fitenin' ny olona [1.1]
|
Explanations in English | A parrot; the generic name for the two species, Coracopsis nigra, L., and C vaza, Shaw. [1.2]
|
| The blue-grey Malagasy parrot [1.7]
|
Explanations in French | Perroquet [1.54]
|
| Le perroquet malagasy [1.8]
|
Scientific name | Coracopsis nigra, Coracopsis vaza |
Vocabulary |
Phytonyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
boloky
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Gadra famaizana ny olon-dratsy fahizay, izay natao amin' ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery [1.1]
|
Explanations in English | Stocks, instruments of punishment, irons worn by criminals [1.2]
|
Vocabulary |
|