Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : boloky | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza manao bolokilahy homam-boan-tseva: fy ny atsy, fy ny aroa. [2.165 #517]
Aza manao bolokilahy homam-boan-tseva : fy ny atsy, mamy ny aroa. [2.653 #423] Boloky homam-boan- Bolokilahy homam-boan-tseva: fy ny atsy, mamy ny aroa. [1.1] Bolokilahy homam-boan-tseva ka mamy ny atsy, fy ny aroa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza ny olona sady mifankahazo amin' ny atsy no mifankahazo amin' ny aroa. [1.1]
Ilazana ny tia roa ka sady tia ny ventiny no tia ny rony, sady tsy mahafoy ny eo an-tanana no mankamamy ny any ivelany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne faites pas comme le perroquet mangeant des baies de "seva" ci et là et qui trouve les unes bonnes, et les autres délicieuses. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Désigne les gens au cœur partagé ou inconstants. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||