|
|
|
|

Entry1  borizano tanora
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.10] miaramila no farany; mazana dia ny efa avy nanao miaramila no apetraka ho borizano rahefa antitra; koa ny tanora, izay avy hatrany dia borizano, dia fantatra fa tsy mbola nanao miaramila
Elementary words  4  borizano, tanora

Updated on 2024/12/07