Entry | 1 dihizina |
Root | 2 dihy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ifaliana anaovana dihy: Vaovao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina [1.1] |
Examples |
5 Ny fanambadiana hoy izy, dihizina amboalohany [2.59] 6 Ny sasany dia marary ka dihizina, ireo no atao hoe « Bilo » [1.353] 7 fa rehefa maty kosa vao dihizina sy ilanonana havaloana vao alevina ny razana. [2.113] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word dihizina |
Anagrams | 13 dihizany, dihizina, hadiziny, hazidiny, hidizany, hidizina, hizidina |
Updated on 2023/01/20 |