|
|
|
|

Entry1  dihizina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ifaliana anaovana dihy: Vaovao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina
Examples  4  [2.59] Ny fanambadiana hoy izy, dihizina amboalohany
5  [1.353] Ny sasany dia marary ka dihizina, ireo no atao hoe « Bilo »
6  [2.113] fa rehefa maty kosa vao dihizina sy ilanonana havaloana vao alevina ny razana.
Root  7  dihy
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word dihizina

Anagrams  13  dihizany, dihizina, hadiziny, hazidiny, hidizany, hidizina, hizidina

Updated on 2025/01/21