Entry (1/2) | 1 don-tany |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fiampangana olona mivantana izao ho nanao zavatra iray, loba hitsapana azy na nanao tokoa na tsia, kapo-tandroka |
Explanations in French |
4 [1.3#114] Accusation hasardée portée carrément comme si on était sûr, pour sonder ou connaître la vérité, ballon d’essai |
Examples |
5 [2.587] ry ilay mpanambosy vahoajea hitsipaka andriana, be horohoro, be don-tany, ary be kapo-tandroka! |
Elementary words | 6 dona, tany |
Entry (2/2) | 7 dontany |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.78] [Tambahoaka]
fomban-drazana |
Anagrams | 10 dontany, don-tany, natodin, notadin |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |