Entry | 1 efadafy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#182] Teny enti-milaza ankapobeny ny sary rehetra misy lafy efatra, toy ny efamira 4 [1.1#182][efa-dafy] sary misy lafiny efatra |
Explanations in French |
5 [1.13.fr#35] quadrilatère |
Vocabulary |
6 Mathematics: geometry |
Elementary words | 7 efatra, lafy |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |