Entry | 1 fahafatesana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fialan' ny aina: Tsy fantatra ny andro hahatongavan' ny fahafatesana |
Explanations in English |
4 [1.7] death |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8, 1.5] la mort 6 [1.3, 1.5] action de tuer, de faire mourir 7 [1.3] l'instrument, le lieu, le temps de tuer, de faire mourir |
Examples |
8 [2.324] Teo ambavahaon'ny fahafatesana, nefa afaka! 9 [2.471] Hiady ihany va re aho, sa hiandry fotsiny ny fiavin' ny fahafatesana? 10 [2.470] Ny fahafatesany no re avy any nony tsy nitsidika azy maharitra. |
Root | 11 faty |
Morphology |
|
Synonyms | 14 hafatesana |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word fahafatesana |
Article |
16 Randzavola: fahafatesana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |