|
|
|
|

Entry1  fahafatesana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fialan' ny aina: Tsy fantatra ny andro hahatongavan' ny fahafatesana
Explanations in English  4  [1.7] death
Explanations in French  5  [1.3, 1.8, 1.5] la mort
6  [1.3, 1.5] action de tuer, de faire mourir
7  [1.3] l'instrument, le lieu, le temps de tuer, de faire mourir
Examples  8  [2.324] Teo ambavahaon'ny fahafatesana, nefa afaka!
9  [2.471] Hiady ihany va re aho, sa hiandry fotsiny ny fiavin' ny fahafatesana?
10  [2.470] Ny fahafatesany no re avy any nony tsy nitsidika azy maharitra.
Root  11  faty
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Synonyms  14  hafatesana
Proverbs  15  Proverbs containing the word fahafatesana
Article  16  Randzavola: fahafatesana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11