Entry | 1 fahamaotona |
Root | 2 maotona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona maotona, tsy mipelipelika, tsy taitaitra, tony tsara, tsy mandrivotra (andro): Ny hamaoton' ny andro |
Synonyms | 5 hamaotona |
Anagrams | 6 fahamaotona, mahafotoana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |