Entry | 1 maotona |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotona Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotona dia maotona izany andro izany |
Explanations in French |
4 [1.3] modeste, réservé, paisible, calme |
Derivatives |
|
Synonyms | 7 maotina |
Anagrams | 8 amotano, anotoam, antomoa, manotoa, maotona, tamonao |
Updated on 2025/01/21 |