Entry | 1 maotina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotina 4 Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotina dia maotina izany andro izany [1.1] |
Explanations in French |
5 modeste, réservé, paisible, calme [1.3] |
Examples |
6 Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471] 7 Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499] |
Derivatives |
|
Other spellings | 10 maotona |
Anagrams | 11 anitoam, itamoan, itaoman, manaito, mañatoy, manitoa, maotina, matinao, miantoa, mitanoa, mitaona, niatoam, nitamoa, nitaoma, taminao, tamoina, tamonay, taomina |
Updated on 2020/07/31 |