Entry | hamaotona (maotona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny olona maotona, tsy mipelipelika, tsy taitaitra, tony tsara, tsy mandrivotra (andro): Ny hamaoton' ny andro [1.1] | |
Synonyms | fahamaotona | |
Anagrams | anamotaho, hamaotona |
Updated on 2023/01/05 |