Entry | 1 fahamborodamba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Lamba, izay ny tenany rofia ary ny fahany vorodamba |
Examples |
4 [2.472#] Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. 5 [2.470#] Iarovan-tena amin' ny toe-trandro daholo izay rehetra azo atao: sarotro, gony, fahamborodamba, kapaoty tsy lema tonta, tsy ilaina avokoa. |
Elementary words | 6 fahana, voro-damba |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |