|
|
|
|

Entry1  fahefany
Root  2  efatra
Part of speech  3  noun fahefatra and pronoun
Explanations in Malagasy  4  Ampahefatry ny famarana antsoina hoe vata, izany hoe tokotokony ho dimy litatra eo ho eo amin' ny filazam-patra ankehitriny: Nividy vary eran' ny fahefany aho fa tsy nisy hatokona akory tao an-trano [1.1]
Explanations in French  5  le quart, la quatrième partie [1.3]

Anagrams  6  fahefany, hanafefi, hifanefa, hifefana

Updated on 2020/07/31