|
|
|
|

Entry1  fahefany
Part of speech  2  noun fahefatra and pronoun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ampahefatry ny famarana antsoina hoe vata, izany hoe tokotokony ho dimy litatra eo ho eo amin' ny filazam-patra ankehitriny: Nividy vary eran' ny fahefany aho fa tsy nisy hatokona akory tao an-trano
Explanations in French  4  [1.3] le quart, la quatrième partie
Root  5  efatra

Anagrams  6  fahefany, hanafefi, hifanefa, hifefana

Updated on 2025/01/21