Entry | 1 fakam-panahy |
Elementary words | 2 faka, fanahy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Teny ilazana ny fitaomana ataon' ny fanahy ratsy mba hampahalatsaka ny olombelona amin' ny ratsy: Tsy nahatohitra ny fakam-panahy izy ka namilivily ny volam-bahoaka 5 Zavatra mitarika na mitaona mafy ny tena: Fakam-panahy lehibe ho azy io zava-pisotro eo ambony latabatra io [1.1] |
Explanations in French |
6 tentation [1.5] |
Examples |
7 Mandositra ny fakampanahy aho! [2.5#] 8 Hahatohitra ny fakampanahy ve hianao rahavako, ka hahandry ny fiverenako? [2.499#] 9 Fa na inona na inona no hevitra momba izany, dia hita mazava fa ao ny fakampanahy mamely antsika [1.38] 10 Voan' ny fakampanahy ny sasany ka nangalatra ny volan' ny namany hividianany mokary [2.356#] |
Synonyms | 11 fitaoman-dratsy |
Analogs | 12 fitaoman-dratsy |
Article |
13 Randzavola: fakampanahy ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 14 fakam-panahy, hampifanaka |
Updated on 2024/03/08 |