|
|
|
|

Entry1  famehezana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famatorana
Explanations in French  4  [1.3#160] L'action de lier, la corde
Examples  5  [2.245#] lalàna famehezana ny fiaraha-miaina eo amin'ny Razana sy ny taranany
6  [2.285#] ny lahatra sy ny tendry saika lasa famehezana momba ny "ratsy" mitranga
Root  7  fehy

Updated on 2024/12/11