Entry | famoloana (volo) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Tokotany namboarina sy nolalorina tain' omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy. (Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga' ny ankamantatra momba azy manao hoe: Inona àry izany: Rangahibe herintaona vao misasa tova) [1.1] | ||
Explanations in English | A threshing floor. [1.2] | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word famoloana | ||
Anagrams | famoloana, manao lafo |
Updated on 2020/07/31 |