|
|
|
|

Entry1  famoloana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tokotany namboarina sy nolalorina tain' omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy.
(Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga' ny ankamantatra momba azy manao hoe: Inona àry izany: Rangahibe herintaona vao misasa tova)
Explanations in English  4  [1.2] A threshing floor.
Root  5  volo
Compound words 
Proverbs  7  Proverbs containing the word famoloana

Anagrams  8  famoloana, manao lafo

Updated on 2025/01/21