Entry | 1 fampakaram-bady |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady |
Explanations in English |
4 [1.2] [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding. 5 [1.7] a wedding |
Explanations in French |
6 [1.8] mariage |
Examples |
7 [1.436#] Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay |
Elementary words | 8 fampakarana, vady |
Synonyms | 9 mariazy, fampakarana |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |