|
|
|
|

Entry1  fampijaliana
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [1.470] oppression
Explanations in French  4  [1.470] oppression
5  [1.5] action de faire souffrir, de faire attendre
Examples  6  [2.472] Teo ireo zavatra rehetra natao teo an-toerana, ny fisamborana, ny fampijaliana, ny famonoana.
7  [2.5] Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana.
Root  8  jaly
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :

Updated on 2024/12/11