|
|
|
|

Entry1  fampinomana
Root  2  inona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka [1.1]
Explanations in French  5  (de minona : action de boire le tangena, de se soumettre à l'ordalie). Ancien nom de l'ordalie ou jugement de Dieu par le tangena, Cerbera venenifera Steud. (Apocynaceae). On distinguait deux sortes d'épreuves :fampinomamBE et fampinomana andavanandro. [Merina] [1.196]
Examples  6  Nony natao ny fampinomana dia maty Andriamihaja. [2.508]
7  Nandroso ny fampinomana, ka veloina Rakalofotsy sy Rabaofotsy. [2.649]
Vocabulary  8  Botany
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word fampinomana

Anagrams  12  fampinomana, nampanofaim

Updated on 2023/01/20