Entry | 1 fampirafesana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.2] polygamy |
Examples |
4 [2.528#] Fa tsy hisy fampirafesana no tianao holazaina? 5 [2.270#] Ny fikasany voalohany dia ny fomba manao ahoana no hialany amin' ny fampirafesana? 6 [2.508#] Izy no miambina ny fandraràna ny tangena, ny fandraràna ny fisaoram-bady, ny fampirafesana, ny fisotroan-toaka sns. |
Vocabulary |
7 Relationships: family |
Root | 8 rafy |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |