Entry | 1 fanadino |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manadino: Atao ahoana no fanadino ny andro nahasambatra taloha ? |
Explanations in French |
4 [1.3#202] Ce qu’on peut oublier, la manière d’oublier |
Examples |
5 [1.537#mg] Tsy fanadino ny lasa, saingy tsara lavitra ny mibanjina amim-pahasahiana ny hoavy mba hananana ny tsara amin'ny lafiny rehetra. 6 [1.251#] Hataoko ahoana no ho fanadino ny rano nahaterahako, ny sakaiza niarahako niriaria, ary indrindra fa izay faniriana niarahantsika nanana teto? |
Root | 7 hadino |
Anagrams | 8 donafany, fanadino, fanindao, fanodina, fidonana, fiondana, nadofany, nidoafan, nofadina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |