|
|
|
|

Entry1  fanaingana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fibatana ho ambonimbony kokoa: Tsy vitako ny fanaingana io vata io
Fitaomana, fanentanana: Nikoizana ny fanaingan-dRakoto ny mpitokona hiasa
Explanations in French  4  [1.3#11] L’action de soulever, de lever, d’aller chercher
Examples  5  [1.519#] Manongana fitombenana izay ampiarahina amin' ny fanaingana zipo indraindray.
6  [2.298#] ao ny fandaminan-javatra, ao ny fanaingana olona, ao ny fampianarana, ao ny fanehoan-kevitra fotsiny.
Root  7  ainga

Anagrams  8  fanaingana, fanangiana, fangainana

Updated on 2025/01/21