|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanaitra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Azo tairina: Tsy mba fanaitra ny olona bevohoka
Explanations in French  4  [1.3#648] Celui qu’on peut surprendre, manière de surprendre
Examples  5  [2.298#] Pohina mafy amin'ny zava-tsy zakany Fomba fanaitra ny mpihaino hampikoa nahiny azy.
Root  6  taitra

Entry (2/2)7  fanaitra
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fomba entina manaitra na mampitahotra tampoka
Explanations in French  10  [1.13] stimulus

Anagrams  11  afatrany, atrifana, fanaitra, faratany, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, itarafan, nitarafa, tafarina, tarafina

Updated on 2025/01/21