Entry | 1 fanakendana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] |
Explanations in French |
4 [1.3#322] l'action d’étrangler, de serrer quelqu’un au cou, d’obstruer, l’instrument |
Examples |
5 [2.895#82] Nakipiliny tamin'ny vozony i Kadadra ka nivezina indroa dia nidaraboka teo amin'ny tany fa mafy loatra ny fanakendana nifantoka teo amin'ny amboakelin-tendany. |
Root | 6 kenda |
Synonyms | 7 fanendana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |