|
|
|
|

Entry1  fandiavana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitetezana: Nireharehany ny fandiavany ny faritany enina eto Madagasikara
Fanitsahana: Mahapotraka ny fandiavana ny ahitra lena
Zavatra fametraka eo an-tokonana na eo an-tongo-pandriana mba handiavan' ny tongotra: Itỳ taretra vao novidina ity atao fandiavana
Tokonana: Raha vao nanitsaka ny fandiavana izy dia potraka
Explanations in French  4  [1.3] L'action de mesurer, de parcourir
la pierre placée au seuil des portes
Root  5  dia

Anagrams  6  fanadivana, fandaviana, fandiavana

Updated on 2025/01/21